Index

Proverbes : mamo

Proverbe Betsileo mamo ka toraky ny omaly tsy miova. [Rinara 1974 #886]

Proverbe Mamo mikaike polisy. [Poirot & Santio: Vezo]
Ny mamo indray no miantso fokonolona:. [Rinara 1974 #198]
Ny mamo indray no miantso polisy. [Rajemisa 1985]
Interprétation malgache Enti-milaza ny mamo mitabataba ka manintona ny mason' ny polisy; heviny: ny olona manao ratsy indray no mitolo-tena amin' ny manam-pahefana. [Rajemisa 1985]
Traduction française Un ivrogne qui appelle la police. [Poirot & Santio: Vezo]

Proverbe Nahoana no doroka alohan' ny mamo ? [Rinara 1974]

Index