Index

Proverbes : manavazina

Proverbe Tsy ny rambo izay mikapoka hanavazina ny tena, fa ny lela izay milelaka hanamandina ny trafo. [Cousins 1871 #3568]
Tsy ny rambo mikapoka hanavazina ny tena, fa ny lela izay milelaka ny trafo. [Rinara 1974 #308]

Index