Index

Proverbes : manerona

Proverbe Alika manerona ka miaro ny tsy ho an' ny tenany. [Rinara 1974 #145]
Alika manerona: miaro ny tsy ho any ny tena. [Cousins 1871 #115]
Alika manerona: miaro ny tsy ho an' ny tena. [Rajemisa 1985]
Interprétation malgache Enti-milaza izay rehetra miaro zavatra na fananan' olona: tsy azy akory ilay zavatra dia maha-saropiaro azy. [Rajemisa 1985]

Index