Index

Proverbes : menimeny

Proverbe Akanga mandry anambo : ny vatam-be anambo fa ny menimeny ambony tany. [Samson 1965 #A17]

Proverbe Petakaty narohy amin-dambo, menimeny nafehy amim-badin’ olona. [Samson 1965 #P9]

Proverbe Zo maso tsy arahin-dalana; menimeny tsy vady. [Samson 1965 #Z16]

Index