Index

Proverbes : menomenona

Proverbe Rafozana be menomenona: anaterana ny masaha, lazainy "sisa tsy lany"; anaterana ny manta, lazainy "tsy omby vilany". [Rajemisa 1985]
Interprétation malgache Enti-milaza olona sarotra omena fahafahampo, be fanakianana na inona inona atao aminy. [Rajemisa 1985]

Index