Index

Proverbes : midoka

Proverbe Aza midoka tena toa vorontsiloza : siahina dia midoroboka. [Rinara 1974 #716]
Aza midoka tena, toy ny vorontsiloza: siahina, dia midoroboka. [Cousins 1871, Nicol 1935]
Traduction française Ne vous vantez pas comme le dindon : on siffle et il fait la roue. [Nicol 1935 #149]

Proverbe Midoka tena toy ny papelika. [Rajemisa 1985]
Interprétation malgache Fatratra raha hilaza tsara momba ny tenany. [Rajemisa 1985]

Proverbe Tsy misy tsara feo noho ny papelika, fa midoka tena ka mahamonaina. [Rinara 1974 #307]
Tsy misy tsara feo noho ny papelika; fa raha midoka tena, mahamonamonaina. [Cousins 1871 #3548]

Index