Index

Proverbes : mifampilanja

Proverbe Hafahafa ohatra ny adin' ondrilahy : akorain-tsy mifampilanja, avela ihany mifamaky loha. [Rinara 1974]
Hafahafa, ohatra ny adin’ ondrilahy: hihorehana, tsy misy milanja; avela ihany, mifamaky loha. [Cousins 1871]
Mahasalasala ohatra ny adin' ondrilahy: akorain-tsy mifampilanja; avela ihany, mifamaky loha. [Houlder 1895]
Mahasalasala toa adin' ondrilahy : akorain-tsy mifampilanja, avela mifamaky loha. [Rinara 1974 #1864]
Traduction française Rendre perplexe, comme un combat de béliers: on les excite, ils ne bougent pas (litt. ne se soulèvent pas l' un l' autre); on les laisse tranquilles, ils se brisent la tête. [Houlder 1895]

Index