Index

Proverbes : migadra

Proverbe Tsy zoin-kabary, ka mitakoko ny androngo, tapa-drambo mirebika dia ny androngo ihany koa. [Rinara 1974 #4813]
Tsy zoin-kabary ka mitakoko ny vorondolo; tapa-drambo vao mirebika ny androngo; migadra tenany ihany ny biby. [Houlder 1895 #2292]

Index