Index

Proverbes : mitsiriritra

Proverbe Aza tsy tia havana, nefa mitsiriritra ny havan' olona. [Rinara 1974 #825]

Proverbe Mpisakaiza mifanolo-bodirindrina, ka izay mavomavo no mitsiriritra. [Rinara 1974]

Proverbe Tsy sola hitsiriritra ny mazava ray, fa efa mba nanana koa taloha. [Rinara 1974 #4796]

Index