Index

Proverbes : mpamangy

Proverbe Saobakaka mamangy havana : ny mpamangy mototra, ny vangiana mototra. [Rinara 1974 #3834]

Proverbe Saro-po aman' entana ka ho sola irery, kitoina aman-kavana, ka miherikerika tsy misy mpamangy. [Rinara 1974 #251]
Saro-po aman-entana, ka sola irery. [Cousins 1871 #2868]

Index