Index

Proverbes : tsy tambo

Proverbe Be ny riaka, tsy tambo ny ranomasina : izay misy harana my no malaza. [Samson 1965 #B6]

Proverbe Ny bary maso tsy tambo hanafatra, ka ny koro sofina indray no hampitamby? [Rinara 1974 #2913]

Index