| Index |
| ||||||||||||||||||||
| Proverbes : voankanina | |||||||||||||||||||||
| Proverbe 1 | Be anjonanjona toa anti-dahy voan-kanina. [2.415 #1837]
Mianjonanjona ohatra ny anti-dahy voan-kanina. [2.558] Mianjonanjona toa anti-dahy voan-kanina. [2.415 #1837] Mianjonanjona, toy ny anti-dahy voan-kanina. [2.653 #1726] | ||||||||||||||||||||
| Traduction française | Fier mais embarrassé comme le vieillard qui est bien repu. [2.415 #1837] | ||||||||||||||||||||
| Proverbe 2 | Voan-kanina fony fahavaratra aho : raha mitsinjo rano fotsy mihetsika. [2.558 #4992, 2.653 #3707] | ||||||||||||||||||||
| Index |
| ||||||||||||||||||||
|
|