Index

Proverbes : voasoketa

Proverbe 1Tsimadilo manao ratsy an-trano : ny iray no manao ka ny betsaka no voasoketa. [2.558 #4433]
Tsimadilo manao ratsy an-trano: ny iray no manao, ka ny maro no mahazo loza. [2.165 #1178]
Tsimadilo manao ratsy an-trano : ny iray no manao, ka ny maro no mahazo loza. [2.415 #3074]
Traduction françaiseUn ouistiti salit sa maison : c' est lui seul qui l' a fait mais tous souffrent de la mauvaise odeur. [2.415 #3074]
Interprétation françaiseUn Tsimadilo qui salit la maison: c' est le fait d' un seul, mais plusieurs en sont blâmés (à cause de la mauvaise odeur). [2.165]

Index