| Entrée (1/8) | 1 fara |
| Partie du discours | 2 nom ou adjectif |
| Dérivés |
|
| Tous les mots composés | 6 62 mots contenant fara |
| Explications en malgache |
7 [1.1] Taranaka, dimby, solofo (tsy fampiasa irery afa-tsy amin' ny hoe "Arahaba nomen' Andriamanitra ny fara, mahazo fara". Fa matetika dia miaraka amin' ny teny hoe "dimby": Hoderain' ny fara aman-dimby ny olona nahavita soa toa azy (ampiasaina atao eo alohan' ny anarana). Amin' ny fotoana na amin' ny laharana aoriana indrindra: Nanao fara jery ny zanany izy dia lasa Amin' ny laharana ambony indrindra: Tonga amin' ny fara voninahitra izy (tsara homarihina fa mitovy amin' ny hoe "farany" ihany ny hoe "fara", saingy ny "fara", atao alohan' ny anarana, ny "farany" kosa eo aoriana: farajery, fijerena farany |
| Explications en anglais |
8 [1.2] the last; offspring, children, an heir, succession, progeny. [Ar. fark, pulus (=furar). Comp. the Heb. par, a calf, a young bull; Germ. farr; also the Heb. bar, son, and the whole group of words from the same root (as parah=barah; Sansk. bhri (Zend. bara); Gr. phero; Lat. fero=Eng. bear, etc.] 9 [1.7] the last; the supreme; a descendant, a child |
| Explications en français |
10 [1.3] final, dernier, suprême 11 [1.82] [Taisaka] fin 12 [1.54] dernier-né 13 [1.8] le dernier; descendant, descendance; cf. farana |
| Vocabulaire |
14 Rapports: famille |
| Analogues | 15 farana |
| Proverbes | 16 Proverbes contenant le mot fara |
| Entrée (2/8) | 17 fara |
| Partie du discours | 18 nom |
| Explications en malgache |
19 [1.1] Fepetra ifanarahana mialoha amin' ny fifanekena ifanaovana, |
| Explications en français |
20 [1.3] (farafara plus usité) les stipulations, les obligations, les conditions préalables d'un pacte, d'un contrat, les préliminaires d'un traité |
| Synonymes | 21 farafara |
| Entrée (3/8) | 22 fara |
| Partie du discours | 23 Non spécifié |
| Dérivés |
|
| Explications en anglais |
26 [1.2] |
| Entrée (4/8) | 27 fara |
| Partie du discours | 28 nom |
| Tous les mots composés |
|
| Explications en malgache |
30 [1.78] [Taimoro]
fijinjana vary, fararano |
| Proverbes | 31 Proverbes contenant le mot fara |
| Entrée (5/8) | 32 fara |
| Partie du discours | 33 nom |
| Explications en malgache |
34 [1.78] [Taimoro]
ampinga, aro 35 [1.78] [Taisaka] ampinga |
| Explications en français |
36 [1.82] [Taisaka]
bouclier |
| Vocabulaire |
37 Militaire |
| Entrée (6/8) | 38 fara |
| Partie du discours | 39 nom |
| Explications en malgache |
40 [1.1] Tilikambo avo misy fanala mirehitra amin' ny alina manondro ny lalana tokony halehan' ny sambo na ny fiaramanidina |
| Entrée (7/8) | 41 fara |
| Partie du discours | 42 nom |
| Explications en français |
43 [1.196] (mis pour mangidifara : nom des plantes dont on ne perçoit l'amertume qu'au bout d'un certain temps) Polygala greveana Baill. (Polygalaceae). Racine riche en saponine. [Mahafaly]
|
| Vocabulaire |
44 Botanique |
| Nom scientifique |
|
| Entrée (8/8) | 46 Farà |
| Partie du discours | 47 nom propre (biblique) [Liste complète] |
| Explications en anglais |
48 [2.996] Phurah |
| Explications en français |
49 [2.996] Pura |
| Vocabulaire |
50 Ecritures Saintes |
| Synonymes | 51 pora |
| Citations bibliques | 52 Chapitres et versets citant Farà |
| Mis à jour le 2025/08/10 |
|