Entrée afakomaly (afaka, omaly)
Partie du discours adverbe [liste complète]
Définition malgache Teny enti-milaza ny andro talohan' ny omaly, izany hoe indroa andro alohan' ny andro itenenana: Raha alatsinainy anio, asabotsy afakomaly [Rajemisa 1985]
Définition anglaise the day before yesterday [Richardson 1885, Hallanger 1973]
Définition française avant-hier [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Exemples afakomaly izy no tsy teto [Fox: Hainteny, numéro 17]

2012/03/10