|
|
|
|

Entrée1 afa-po
Mots élémentaires  2afaka, 3fo
Partie du discours  4 locution
Explications en malgache  5manana ny zavatra rehetra ilaina: Misaotra indrindra, tompoko, fa afa-po ny zanako eto momba ny fianarana.
6leo, tsy mahazaka intsony: Veromanga nifandray tendrroe: ianareo soa, izahay tsara; ianareo tsy tia, izahay afa-po. (Hainteny).
7miaiky fa tsy mahita, amin' ny fangalam-piery. [1.1]
Explications en anglais  8satisfied. [1.2, 1.7]
9satiated; disheartened, discouraged; to be free from painful regrets after having exerted one's self to the utmost in the unsuccessful pursuit of an object. See ala fo.. [1.2]
Explications en français  10satisfait. [1.8, 1.13]
11rassasié. [1.8]
12assouvi. [1.13]
Exemples  13 Tahaka ny afapo ery izy ireo amin' ny fahitany ny vola tahiriny. [2.470#]
Proverbes  14 Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/11/02