Entrée afolava (afo, lava)
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Betsileo] Zavamaniry kely mamoa menamena fanao tambavy mahay be fa sady mampavitribitrika no ody malemy valahana ary manala ny aretin-kihy; ny ranony mahafaka ny hao raha anasan-doha; mbola azo ampiasaina ho fandiovana ny fivalanandrano sy fampitomboana ny hatsembohana koa ny laingon' ny afolava madinika (Hyptis pectinata) [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   [Betsileo] a tall herb. Hyptis pectinata, Poir. Same as sangasanganandevolahy and sangasanganimarina [Richardson 1885]
Vocabulaire  
Nom scientifique   Hyptis pectinata
Synonymes   rombantsahona ~ sangasanganandevolahy ~ sangasanganimarina

Mis à jour le 2012/10/15