Entrée akalana
Partie du discours nom
Définition malgache Karazam-panaky ny Ntaolo, iva, fohy tongotra, natao fitoerana raha kely ary fikapana hena raha lehibebe; avy amin' itỳ karazany faharoa itỳ no niavian' ilay fomba fiteny manao hoe: Misolo vaika ny akalana ka mikapa hena ambony fe [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise a chopping block [Richardson 1885]
Traduction française escabeau, tabouret, coussinet [Rajaonarimanana 1995]
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1Indry izy nisaingisaingy miala ny akalana nitombenany ka nikiraviravy teo an-tongo-pandriana. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 31]
2Nisy akalana iray koa natao hipetrahan' I Dada. [Andraina: Mitaraina, page 8]
Citations 

Entrée akalana
Partie du discours nom
Traduction française  [Tsimihety] Serait le nom d'une Rubiaceae herbacée d'après Dandouau. [Boiteau 1997]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2020/07/31