|
|
|
|

Entrée1  akohofotsy
Mots élémentaires  2 akoho, 3 fotsy
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5 [Antefasy] angamaty (aretina) [1.78]
6 [Antemoro] farasisa [1.78]
7 [Antambahoaka] aretindratsy [1.78]
8 [Betsimisaraka] aretina mpahazo ny lehilahy na vehivavy (angatra) [1.78]
9 [Tanala] aretina amin'ny mahavehivavy na amin'ny filahiana - angatra (aretina) [1.78]
10 karazan'aretina mifindra avy amin'ny firaisan'ny lahy sy ny vavy [1.13]
Explications en français  11 blennorragie [1.78, 1.13]
Vocabulaire  12  Santé
Analogues  13  ambaniana, 14  angatra, 15  famehy, 16  farasisa, 17  fiandry, 18  fifia, 19  vania

Anagrammes  akohofotsy, 20 akotso fohy

Mis à jour le 2026/02/04