Entrée | aloalon-tany aman-danitra | |
Mots élémentaires | aloalo ; tany ; amana ; lanitra | |
Partie du discours | locution | |
Explications en malgache | Teny nilazan' ny Ntaolo ny razana izay noheveriny ho mpanelanelana amin' Andriamanitra sy ny olombelona, na ireo mpanelanelana amin' Andriana sy ny vahoaka (jereo alo) [1.1] | |
Mis à jour le 2023/03/22 |