|
|
|
|

Entrée1  anakandriamaso
Partie du discours  2  nom
Mots élémentaires  3  anakandriana, anaka, andriana, maso
Tous les mots composés 
Explications en malgache  5  [1.78] [Betsimisaraka] faritra boribory sy mainty ao amin'ny atimaso
6  [1.1] Ilay zavatra ao anaty voamaso, izay idiran' ny tsirim-pahazavana fototry ny fahitana.
Explications en anglais  7  [1.2] [maso, the eye.] The pupil of the eye.
Explications en français  8  [1.3#35] la pupille de l'oeil
Exemples  9  [2.588#] ary hotandremanay toy ny anakandriamaso
10  [2.996#] ary tehiriziny hoatra ny anakandriamaso ny soa ataon' ny olona
11  [2.424#] Jereo ihany koa ny fihetsiky ny maso, ny haben'ny anakandriamaso
Vocabulaire  12  Biologie

Mis à jour le 2025/08/10