Entrée |
aotra
(otra)
|
Partie du discours | verbe passif
|
Définition malgache | Entina manotra: tsy manantanana aotra
anao aho fa marary ny tanako [Rajemisa 1985]
|
Traduction anglaise | scratching. [Richardson 1885]
|
Traduction française | (la main) avec laquelle on frictionne [Abinal 1888]
|
Morphologie |
aotra
aotrako
aotranao
aotrany
aotrantsika
aotranay
aotranareo
aotr'
ao-
aotry
| |
naotra
naotro
naotrao
naony
naotsika
naotray
naotrareo
naotr'
nao-
naotry
| |
haotra
haotro
haotrao
haony
haotsika
haotray
haotrareo
haotr'
hao-
haotry
| |
aory | |
|
|
Entrée |
aotra
|
Partie du discours | adjectif
|
Définition malgache | Zero, tarehimarika 0, milaza "tsy misy"nefa raha apetraka eo ankavanan'ny tarehimarika iray hafa, dia mampitombo avo folo heny an'io tarehimarika io:5, 50 = 5 X 10 [Rajemisa 1985]
|
Traduction française | zéro (Anglais nought ou ought) [Abinal 1888]
|
| zéro [Rajaonarimanana 1995, SLP 1986]
|
Traduction internationale | 0 [3.1]
|
Vocabulaire |
Origine | Anglais: nought, ought.
|
Synonymes | |
Tableaux et planches |
|
Articles |
|