|
|
|
|

Entrée (1/3)1 ao
Partie du discours  2 adverbe [Liste complète]
Explications en malgache  3 Enti-milaza toerana akaikin' ny misy ny tena fa tsy anatrehana: Misy voronkely ao an' efitra ao
Toerana tsy dia lavitra loatra fa takona: Misy tanàna ao ambadik' io tendrombohitra io
Toerana anaty: Malahelo ao am-po ny olona tsy tantera-panantenana [1.1]
Explications en anglais  4 there, in that place, in; usually means in a place where the object is not seen. Past, tao; future, ho ao. See any, eo. [1.2]
5 there (not in sight) [1.7]
Explications en français  6 là: designe un endroit situé à une certaine distance qu'on ne voit pas [1.107#77]
7 là (pas visible) [1.8]
Explications en italien  8 la (a vista)
Preposizione di stato in luogo: monina ao Roma izy, egli abita a Roma [1.18]
Exemples  9 ao an-dohasaha ny kisoa (Les cochons sont dans la vallée) [1.107#77]
Morphologie 
10 Présent :
11 Passé :
12 Futur :
Dérivés 
Verbes actifs :
Analogues  14 any, 15 ao, 16 ary, 17 aroa, 18 aty, 19 ato, 20 atsy, 21 eny, 22 eo, 23 ery, 24 eroa, 25 ety, 26 eto, 27 etsy
Tous les mots composés  283 combinaisons de ce mot

Entrée (2/3)29 -ao
Partie du discours  30 pronom [Liste complète]
Explications en malgache  31 Mpisolo anarana fanao tovana entina misolo ny olona iresahana raha tokana: Sasao ny lohanao sy ny tongotrao. / Rahoviana no ho vitanao ity raharaha ity? [1.1]
Explications en anglais  32 thine, thy; by thee. [1.2]
Explications en français  33 -nao. Tien , tienne, à toi, ta, tes, par toi, de toi. Ny masonao: tes yeux, vos yeux. Azonao: obtenu, reçu, compris par toi, par vous. Alohanao: avant toi, avant vous.
Tu, toi, entre femmes. Nahoana, ry nao, no manao izany indry a? pourquoi agis-tu ainsi, toi? Dans certaines façons de parler familières, les suffixes nao, ao visent celui dont on parle (3e personne). Ity lohanao e! quelle vilaine tête il a! Intony endrikao e! qu'il est laid! Izany tongotrao e! qu'il a de vilains pieds celui-là! [1.3]
34 De toi, par toi, de vous, par vous. Se place comme régime indirect après les mots déterminés par ka, tra, na: zanakao: ton enfant; takatrao: atteint par toi; anaranao: ton nom. [1.3]
35 De toi, par toi, de vous, par vous. [1.5]
Analogues  36 nao, 37 anao, 38 ianao
Tableaux et planches  39 Tous les pronoms

Entrée (3/3)40 ao
Partie du discours  41 interjection [Liste complète]
Explications en malgache  42 teny enti-milaza ny fahafaham-po rehefa misy zavatra vita ny tonga amin'ny ilana azy: Ao iñy zalahy! [Betsimisaraka] [1.78]

Mis à jour le 2025/11/02