| Entrée | 1 atody miady amam-bato |
| Mots élémentaires | 2 atody, 3 miady, 4 amana, 5 vato |
| Partie du discours | 6 locution |
| Exemples |
7 Ataony ahoana anefa, atody miady amam-bato izy amin' ny setrasetran' ny mpampiasa azy
[2.470#151]
8 atody miady amam-bato ihany ny mponina ary samy matahotra ny ainy ka tsy nisy sahy nivoaka [4.14] |
| Mis à jour le 2026/02/26 |
|