Entrée aza mandalo tanà-misy havana (aza, lalo, tanàna, isy, havana)
Partie du discours locution
Définition malgache entina mampahatsiahy sao manadino ny havana ao an-toerana lalovana [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31