|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mandalo
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 Aretin-kibo tsy mivalana tonga tampoka, izay mampijaly fatratra fa mitangolika toy ny ho tapaka ny tsinay; (nisy mandalo roa fantatry ny Ntaolo: ny mandalo noana izay mpahazo raha mbola tsy nihinana na inona na inona, ary ny mandalo voky rehefa avy nihinana) [1.1]
Vocabulaire  4  Santé

Entrée (2/2)5  mandalo
Radical  6 lalo
Partie du discours  7  verbe actif
Explications en malgache  8 Mandeha haingana, miserana, mihelina: Mandalo ihany ny hatanorana
9 Tonga kelikely dia lasa, tsy mitoetra ela: Nandalo tao antanàna izy tamin'ny herinandro lasa
10 Mandeha eo akaiky nefa tsy miditra: Aza mandalo tanà-misy havana [1.1]
Explications en anglais  11 to pass by [1.2]
Explications en français  12 passer auprès de [1.196]
Morphologie 
13  Présent :
14  Passé :
15  Futur :
16  Impératif :
Synonymes  17 mandika, mandingana, mihelina, mihoatra, misalovana, miserana
Tous les mots composés  18  4 combinaisons de ce mot
Proverbes  19  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  20 mandalo, 21 mandola

Mis à jour le 2025/11/09