Entrée baositady (bao, sy, tady)
Partie du discours nom
Explications en malgache Bao hilanjana sy tady hamehezana entana [2.472]
Exemples Ny fanompoana toy izany no atao hoe baositady [2.472]
Morphologie 
Simple : baositady, baositadiko, baositadinao, baositadiny, baositadintsika, baositadinay, baositadinareo, baositadin', baositadin-, baositadim-

Mis à jour le 2020/07/31