Entrée | sy | ||||||||
Partie du discours | conjonction | ||||||||
Définition malgache | Entina mampitohy teny roa (anarana, mpamaritoetra, matoanteny): Ny saka sy ny alika / Tsara sy ratsy / Mihinana sy misotro [Rajemisa 1985] | ||||||||
Traduction anglaise | and [Hallanger 1973] | ||||||||
Traduction française | et [Hallanger 1974] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mots composés, titres, noms |
| ||||||||
Analogues | amana ~ ary ~ mbamy ~ dia ~ ka | ||||||||
Entrée | sy | ||||||||
Partie du discours | nom | ||||||||
Définition malgache | [Tanosy] fifiahara fary [Rakotosaona 1975] | ||||||||
Synonymes | sahy | ||||||||
Entrée | sy | ||||||||
Partie du discours | nom | ||||||||
Traduction française | [Sakalava] Hyparrhenia rufa Stapf (Poaceae). Bonne espèce fourragère ; éliminée par les feux de prairie trop fréquents. Voir aussi simena. [Boiteau 1997] | ||||||||
Vocabulaire | Botanique: Herbe | ||||||||
Nom scientifique | Hyparrhenia rufa | ||||||||
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |