|
|
|
|

Entrée (1/4)1  erà
Partie du discours  2  nom
Tous les mots composés 
Explications en malgache  5  [1.1] Ambony; toerana avo iavian' ny rano amin' ny renirano (mifanohitra amin' ny ava): Tany irà ilay amboadia no nisotro, ary tany ava ilay zanak' ondry, kanefa dia ilay zanak' ondry indray no nolazainy fa nandoto ny rano nosotro iny / Avy any erà no nidina itỳ lakana itỳ
Explications en français  6  [1.3#128] amont
Vocabulaire  7  Espace
Synonymes  8  ira
Antonymes  9  ava

Entrée (2/4)10  era
Partie du discours  11  nom
Dérivés 
12  Verbes passifs :
13  Verbes relatifs :
14  Noms :
Explications en malgache  15  [1.1] Enti-milaza fifampiraharahana na fanalalanana

Entrée (3/4)16  era
Partie du discours  17  nom
Dérivés 
18  Verbes actifs :
19  Verbes passifs :
20  Verbes relatifs :
21  Noms :
22  Adjectifs :
Tous les mots composés 
Explications en malgache  27  [1.78] [Taisaka] filazana
28  [1.78] [Bara] fifanarahana
29  [1.1] Fangatahana na fiangaviana lalana alohan' ny hanao zavatra: Efa vita era tsara tamin' ny rainao ve ny handehananao?
Explications en anglais  30  [1.7] consent, permission
Explications en français  31  [1.3#128, 1.8] permission
32  [1.3#128] action de consulter, de demander conseil, consentement
33  [1.8] action de demander la permission
34  [1.82] [Taisaka] avis

Entrée (4/4)35  era    
Partie du discours  36  nom
Explications en anglais  37  [1.17] fanisana taona manomboka amin' ny nisehoan' ny zava-dehibe anankiray

Anagrammes  38  are, erà, era, rea

Mis à jour le 2025/08/10