|
|
|
|

Entrée1  fadiranovana
Mots élémentaires  2 fadirana, 3 ovana
Partie du discours  4  adjectif
Explications en malgache  5 enti-milaza olona alana faditra amin'ny ovana, izany hoe
6 olona tra-pahoriana na mampalahelo izaitsizy; mahantra fara fahoriana [1.1]
Explications en français  7 infortuné, misérable au dernier point [1.3]
Exemples  8  Sady tamin' izay, hono, izy, nisento lalina tahaka ireny olona fadiranovana fatratra ireny. [2.472]
9  Na ny mahantra sy fadiranovana aza, nefa mponina ao, dia vonona amin' ny vorokitsainy sy ny bemirainy, ny tsihy hisatra ananany sy ny baoritra notsimponiny tetsy sy teroa. [2.470]
Dérivés 
Adjectifs :
Autres orthographes  11 fadirana

Mis à jour le 2025/11/17