|
|
|
|

Entrée1  fahazazana
Radical  2 zaza
Partie du discours  3  nom
Explications en français  4 l'enfance [1.3]
5 enfance [1.5]
Exemples  6  Ny fitiavana dia ny eritreritra ihany no mahamasina sy mampatsatso azy, koa raha hatramin' ny fahazazana no efa nilalaovan' ise an' i. [2.5#48]
7  miova ho fanafenan-kilema ny tsy fananan-tsinin' ny fahazazany. [2.470#82]
8  Niverina tampoka tao an-dohako ny fahazazako, ka nanjary nihomehy aho. [2.471#72]
Morphologie 
9  Simple :
10  Préfixée :
Synonymes  11 hazazana

Mis à jour le 2026/02/26