Entrée (1/2) | 1 Fianarantsoa |
Partie du discours | 2 nom propre (toponyme) [Liste complète] |
Mots élémentaires | 3 fianarana, soa |
Exemples |
4 [2.472] Tamin' ny lalamby fianarantsoa Manakara, nisy fiaramby iray tao ampovoamboany tao, izay mpiodina no nitana azy.
5 [2.48] izay manatona any fianarantsoa, dia Vakinimatsiatra izao. 6 [2.499] Telegrama anankiray nalefan-dry zareo tao fianarantsoa no efa voarainy. |
Vocabulaire | 7 Géographie: agglomérations |
Illustrations |
|
Entrée (2/2) | 8 Fianarantsoa |
Partie du discours | 9 nom propre (toponyme) [Liste complète] |
Explications en malgache |
10 [3.1] iray amin'ny faritany enina eto Madagasikara. Misy faritra dimy ao anatiny: Amoron' i Mania, Vatovavy Fitovinany, Matsiatra Ambony, Ihorombe, Atsimo Atsinanana |
Vocabulaire | 11 Politique |
Hypéronyme |
|
Co-hyponymes |
|
Tableaux et planches |
18 Les six provinces |
Illustrations |
|
Anagrammes | 19 Fianarantsoa, trano fiasana |
Mis à jour le 2025/07/29 |
![]() |