Entrée mahajanga
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Taimoro] soga [Rakotosaona 1972]

Entrée Mahajanga
Partie du discours   nom propre (toponyme) [liste]
Définition française   [Rajemisa 1966]
   nom français: Majunga [3.1]
Exemples  
1Hanatitra entana any Maroantsetra no hialako ao Toamasina, dia hiakatra hatrany Antomboka sy Mahajanga aho. [Andriamalala: Ranomasina, page 68]
2Ny tena nidiran' ny mpananika teto ampovoan-tany anefa, dia ny lalana Mahajanga-Antananarivo. [Andraina: Mitaraina, page 138]
Vocabulaire  
Toponymie   maha, janga
Illustrations  

Entrée Mahajanga
Partie du discours   nom propre (toponyme) [liste]
Définition malgache   iray amin'ny faritany enina eto Madagasikara. Misy faritra efatra ao anatiny: Sofia, Boeny, Betsiboka, Melaky [3.1]
Vocabulaire  
Tableaux et planches   Les six provinces
Illustrations  

2015/01/03