Entrée fiovam > fiova (ova)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fomba na toetran' ny zavatra miova [1.1]
Explications en français Manière de changer [1.3]
 Variation [1.13]

Anagrammes 

Entrée fiovam > fiovana (ova)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fanjariana ho hafa, fiofoana: Ny fiovan' ny gamoina ho lolo
Fihatsarana na fiharatsiana: Tsy misy fiovana ny aretin-drainao
Fivadihana: Ny fiovan' ny andro teo izay no nahabe aretina [1.1]
Explications en français L'action de changer [1.3]
 Modification, changement, mutation [1.13]
Exemples 
1Tsy misy fiovana ny soratr'aretina na dia narahina an-tsakany sy an-davany aza ny tenin'ny dokotera sy ny fanafody nomeny [2.470]
2Misy fiovana ny sain'olombelona [2.471]
3Ny fiovana nisy dia momba anay mianakavy [2.472]
Morphologie 
Simple : fiovana, fiovako, fiovanao, fiovany, fiovantsika, fiovanay, fiovanareo, fiovan', fiovan-, fiovam-, fiova-
Préfixée : -piovana, -piovako, -piovanao, -piovany, -piovantsika, -piovanay, -piovanareo, -piovan', -piovan-, -piovam-, -piova-
Mots composés 

Anagrammes