Entrée fokontany (foko, tany)
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Taisaka] fizaran-tany amin'ny kantao [Rakotosaona 1972]
   Fizaran-tany kely indrindra ary sampana fototra amin' ny fitondrana itsinjaram-pahefana; ny mponina ao amin' ny fokontany no mitambatra ho fokonolona [Rajemisa 1985]
Définition française   [Taisaka] les gens du clan [Deschamps 1936]
Vocabulaire  
Citations  
Analogie   faritany ~ fivondronana ~ firaisana

2012/12/06