|
|
|
|

Entrée (1/4)1  ha-
Partie du discours  2  forme morphologique de hatra
Explications en malgache  3 tovona atao ao alohan' ny anarana sasany hilaza refy: rano halohalika, fefy havalahana, hahekika, hatenda... ary amin' ity izy dia fanafohezana ny hatra, hatreo, hatramin' ny: hatramin' ny lohalika, hatramin' ny valahana, ... [1.10]
4 Fanafohezana ny hoe Hatra izay atovona amin' ny anaran' ny faritra sasantsasany amin' ny tena mba handrefesana ny halalin' ny zavatra toy ny rano na lavaka: Hahelika: hatreo amin' ny helika [1.1]
Explications en anglais  5 a contraction of hatra, meaning up to: havaniana [1.2]
Explications en français  6 abréviation de hatra, sert à former des adverbes marquant la hauteur ou la profondeur: halohalika ~ hahelika ~ havava [1.3]
7 jusqu'à [1.5]

Entrée (2/4)8  ha~
Partie du discours  9  préfixe [Liste complète]
Explications en malgache  10 Tovona atao: a) eo alohan' ny mpamaritra milaza toetra mba hanaovana anarana milaza toetra ihany koa: Halava, hatsara; b) eo alohan' ny mpamaritra milaza toetra mitovana ina mba hanaovana matoantenin' ny iharana mifamaly amin' ny matoantenin' ny mpanao mitovona mana: Hatsaraina (manatsara), hafohezina (manafohy) [1.1]
Explications en anglais  11 a prefix to adjectives making them into abstract nouns, as hatsara, goodness, from tsara, good. [1.2]
12 prefix used : a) to form abstract nouns. as : havo, high; hahavo, height; b) in forming passive verbs as : fohy, short; hafohezina, to be shortened [1.7]
Explications en français  13 préfixe, sert à former: a) des noms abstrait, ex. : havo, haut, hahavo, hauteur; b) des verbes passifs, ex. hafohezina, qu'on raccourcit [1.8]

Entrée (3/4)14  ha
Partie du discours  15  interjection [Liste complète]
Explications en malgache  16 odre! [Tanosy] [1.78]
17 Tenim-piontanana maneho: hatairana: Ha! marary hoe i dada?; fiaikena: Ha! marina tokoa lahy ny tanin' ilay Rangahy!; fandavana (tononina fohy): Ha, aza alana eo io sary io [1.1]
Explications en anglais  18 an exclamation of approbation, disapprobation, or surprise. Hah! It is sometimes repeated, as Ha! Ha! Ha! There now! [1.2]
Exemples  19  ha, iza izany, hoy ny mpanjaka? [1.508#]
20  ha, hoy Ratovo, inona no antony? [2.895#]

Entrée (4/4)21  Ha    
Partie du discours  22  nom (symbole)
Explications en malgache  23 Singa mivaingana, faha-105 amin'ny fisokajiana miherina. [3.1]
Vocabulaire  24  Chimie
Tableaux et planches  25  Table périodique

Mis à jour le 2025/12/08