|
|
|
|

Entrée1  homan-dany roa ohatra ny dinta
Mots élémentaires  2 homana, 3 lany, 4 roa, 5 ohatra, 6 dinta
Partie du discours  7  locution
Explications en malgache  8 (sady mitsentsitra ny vavan' ny dinta no manaikitra ny vodiny): enti-milaza zavatra mampididoza roa [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12