Entrée aba
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Bara, Sakalava, Taifasy, Taimoro, Taisaka, Tanosy] ray [1.78]
  [Bara] Rangahy na fiantson'ny vehivavy ny lehilahy [1.78]
  [Betsileo] Dada, teny fanajana mahasolo ny letsy na tompoko: Izay ary aba ro i ko... (Izay ary tompoko no izy ka..) ~ Aia roa iabako Daleva iñy: Aiza re i Dada Raleva iny) [1.78]
  [Tandroy] Ray: Hoaia h'iheo aba? [1.78]
 Teny fahita indrindra amin' ny fitenim-paritra, mitovy hevitra amin' ny hoe: dada, kaky: Ey, abako be, hoy Iboina tamin-dRanakombe, izaho no izy [1.1]
Explications en anglais Father, chiefly used by children. [1.2]
  [Provincial] Father [1.7]
Explications en français Mot venant des provinces ; peu usité en hova, et employé à la place de dada, ikaky [1.3]
  [Provincial] Père [1.8]
Exemples 
1Hono, Paritra, nankaiza i Aba? [2.285]
2Fa hoy kosa Itiahita hoe : "Milomanosa hianao, aba, milomanosa hianao, aba; [2.69]
Vocabulaire 
Morphologie 
Simple : aba, abako
Synonymes ada ~ baba ~ dada ~ iaba ~ ikaky ~ ray
Mots composés 

Entrée Aba
Partie du discours nom propre (biblique) [liste complète]
Explications en anglais Abba [2.996]
Explications en français Abba [2.996]
Exemples Fa tsy nandray ny fanahim-pahandevozana ho amin'ny tahotra indray ianareo, fa nandray ny fanahin'ny zanaka natsangana, izay iantsoantsika hoe: Aba, Ray ô! [2.996]
Vocabulaire 
Citations bibliques 
Articles 

Mis à jour le 2022/07/30