Entrée ivelany
Partie du discours adverbe [liste complète]
Définition malgache Tsy ao anaty: Lasa any ivelany izy
¶ Tsy ao anatin' ny: Ataovy madio tsara ivelan' ny trano [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise outside, on the exterior [Hallanger 1973]
Traduction française à l'extérieur [Abinal 1888, Hallanger 1974]
 extérieurement: Tsy tia vavaka afa-tsy ivelany hiany izy (Ce n'est qu'à l'extérieur qu'il est dévot) [Malzac 1893]
Morphologie 
ivelany
ivelan'
ivelan-
ivelam-
Exemples 
1Tsy avoaboaka any ivelany? [Andraina: Mitaraina]
2Io no fasako ivelan'ny tany [Rabearivelo: Fasana]
3Ifara teo ivelan-kady, mbola eo ihany ve? [Dahle: Angano]
4Sanganehana teo ivelam-bohitra aho [Randriamiadanarivo: Sikajy]
Citations 

Entrée ivelany
Partie du discours adjectif
Définition malgache Hita maso: Marevaka ny loko ivelany [Rajemisa 1985]
Traduction française extérieur [Abinal 1888, SLP 1986]
 externe [Abinal 1888]
 extrinsèque [SLP 1986]

Entrée ivelany
Partie du discours nom
Définition malgache Endrika, tarehy, bika, toetra hita maso: Tsara ny ivelan' io trano io ~ Tsarovy fa manodoka matetika ny ivelany [Rajemisa 1985]
Traduction française l'extérieur, le dehors [Abinal 1888]

Entrée ivelany (vela)
Partie du discours verbe relatif ivelana et pronom

Mis à jour le 2020/07/31