|
|
|
|

Entrée (1/2)1  kamo
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3 Tsy manana faharisihana hanao fa toa valabalaka ny saina na ny tena: Matetika mitana ny laharana farany ny mpianatra kamo. (Tsy dia azo lazaina mandrakariva ho malaina ny kamo, satria mety mba tahanao asa ihany izy, saingy tsaroany sasatra na trotraka ny tenany). [1.1]
Explications en anglais  4 lazy; lacking in appetite [1.7]
Explications en français  5 paresseux; qui n'a pas d'appétit [1.8]
Exemples  6  -- Ity leitsy kamo a! [2.470]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Analogues  20  benamboka, 21  kalaina, 22  kamobekibo, 23  kamobetenda, 24  kamovelona, 25  kisinina, 26  lavalamosina, 27  malaina, 28  manaoafoambilanikely, 29  manaryandrofoana, 30  midonanapoana, 31  mirendrena, 32  miriorio, 33  mitaninaandrotsymanavy, 34  mitoepoanatoavolonorona, 35  mitoepoana, 36  mitonantonana, 37  mpanaolalimanga, 38  mpitangolalitra
Tous les mots composés  39  5 combinaisons de ce mot
Proverbes  40  Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/2)41  kamo
Partie du discours  42  nom
Explications en malgache  43 Bozaka aolanolana atao toa mahazaka makadiry manefitra ny vary tsy hikasika ny aty rindrin' ny lavabary [1.1]
Synonymes  44 kamoladina

Anagrammes  45 kamo, 46 koma, 47 mako, 48 moka

Mis à jour le 2025/11/13