|
|
|
|

Entrée1 kelikely
Radical  2kely
Partie du discours  3 adjectif
Exemples  4 Nandroso kelikely izy, ka tonga tao amin'ny tsena eo ambany avaratr'i Vohitra [2.324]
5 Mbola kelikely ny heriny ka ny fandriana sy ny ondana no nanjary sakaizany tsy foiny [2.470]
6 Nolazaiko azy fa nividy sambolay kelikely aho, ka eny ambony ranomasina ankehitriny no lapako [2.471]
7 Nandroso kelikely foana ny diany dia tonga ny ala [2.472]
Dérivés 
Adjectifs :
Tous les mots composés  9afaka kelikely

Mis à jour le 2025/10/08