| Entrée (1/2) | 1 kiady |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Hazo lava misy baraka navoromborona natsangana amin' ny tany efa an' ny tena na tiana hofaritana ho an' ny tena, na hiarova na mba tsy hodiavina na hakana an-keriny ny vokatra maniry ao: Tany vita kiady ny ahy io ka tandremo.
4 aro: Ianao no kiadinay eto antanàna.. [1.1] |
| Explications en anglais |
5 a pole with a tuft of grass used to mark property rights.
[1.7] |
| Explications en français |
6 perche surmontée d'une touffe de paille et qui sert à marquer la possesion, l'interdit.
[1.8] |
| Autres orthographes | 7 kady |
| Analogues | 8 avarapianarana, 9 endrika, 10 felatanamangaikanyrantsana, 11 kintanatelonohorefy, 12 kitroifaharana, 13 olomanga, 14 rehareha, 15 sanga, 16 tabiha, 17 tatamoravakynyfarihy, 18 tolamiadidy, 19 trafolelafinkomandina, 20 trafonasondrotrynynofo, 21 varavaramiandraikitra, 22 varivaryandriannytafo, 23 vatonasondrotrynytany, 24 voaraendrikynysaha, 25 voninahitra, 26 vovonanaiadiannylohany |
| Tous les mots composés | 27 3 combinaisons de ce mot |
| Proverbes | 28 Proverbes contenant ce mot |
| Illustrations |
|
| Entrée (2/2) | 29 kiady |
| Partie du discours | 30 nom |
| Explications en anglais |
31 a Boy Scout (government-sponsored); cf. skoto, tily.
[1.7] |
| Explications en français |
32 éclaireur (laic); cf. skoto, tily.
[1.8] |
| Anagrammes | 33 daiky, 34 kiady, 35 kiday |
| Mis à jour le 2025/11/11 |
|