| Entrée | 1 kobaka am-bava, volana hatenda |
| Mots élémentaires | 2 kobaka, 3 vava, 4 volana, 5 hatra, 6 tenda |
| Partie du discours | 7 nom |
| Explications en malgache |
8 teny foana lazain' ny vava ary fampanantenana hatreo an-tenda ka tsy misy tanteraka; teny be fampanantenana eo am-bava fotsiny fa tsy arahim-panatanterahana
[1.1] |
| Exemples |
9 Ka aoka izay, Andriamatoa, hianao mpanao volana an-tenda sy kobaka am-bava, ka hatretsy no ho miakatra ihany.
[2.69]
10 maty aho ray vahoaka 11 ka aoka izay Andriamatoa |
| Mis à jour le 2025/11/17 |
|