Entrée Kotokelimiadilaona (koto, kely, ady, laona)
Partie du discours nom
Définition malgache Antokon-kintana efatra somary andrefana kelin' ny vahindanitra, izay mamiratra tsara manaitra ny maso [Rajemisa 1985]
Définition française Les pléiades [Abinal 1888]
Vocabulaire 
Autres orthographes 
Synonymes miadilaona
Analogues  telonohorefy
Exemples 
1Mahavona ny kofehin'ny Ikotokelimiadilaona va ianao, ary mahavaha ny Telonohorefy? [Baiboly: 22:038:031/Joba 38:31..]
2Curiously enough, the Malagasy appear to have given names only to these two prominent clusters of stars. The Pleiades they call Kotokeli-miadi-laona"> [Sibree: Naturalist, page 125]
Citations 

2016/08/23