|
|
|
|

Entrée1  mafafa
Radical  2 fafa
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4 Lany, tsy misy na inona na inona mijanona fa nisy naka, nangalatra na nihinana: Nataon' ny mpangalatra nafafa ny zavatra rehetra tao an-tranony [1.1]
Explications en anglais  5 exhausted, empty, gone [1.2]
Explications en français  6 raflé, entièrement enlevé [1.3]
Exemples  7  ary ataoko mafafa tahaka ny fotaka eny an-dalam-be. [2.996]
Analogues  8  fafambolotondro, 9  fafanimondry, 10  fongana, 11  lany, 12  lifa, 13  madio, 14  majifa, 15  malifa, 16  naiifa, 17  tapitra, 18  tsymisymiangana

Anagrammes  19 famafa, 20 mafafa

Mis à jour le 2025/11/13