|
|
|
|

Entrée1  mahaleo tena
Mots élémentaires  2  mahaleo, 3  tena
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5  Jereo fahaleovan-tena [1.1]
Explications en français  6  [mahaleotena] indépendant, autonome [1.13]
Exemples  7  Samy mahaleo tena ireo, tsy aharo, sady mivalana no miorika. [2.48]
8  ary naseho tao amin' ny "Takariva-Collection" ho boky kely mahaleo tena, nitondra ny anarana hoe "Ranomasina". [2.471]

Mis à jour le 2025/09/12