| Entrée | 1 main-tany |
| Mots élémentaires | 2 may, 3 tany |
| Partie du discours | 4 nom |
| Explications en malgache |
5 ilazana ny fizaran-taona tsy misy orana, ny ririnina [1.1] 6 fizaran-taona sady mangatsiaka no maina, zaran-taona tsy isian'ny orana [1.13] |
| Explications en français |
7 saison sèche [1.13] |
| Vocabulaire | 8 Géographie: (en général) |
| Synonymes | 9 asotry, ririnina |
| Anagrammes | 10 main-tany, 11 mitanina, mitanìna, 12 tamiñañy |
| Mis à jour le 2025/10/18 |
|