Explications en malgache |
3 volana fahatelo amin'ny taona [Tambahoaka]
[1.78]
4 fararano, ririnina [Taimoro]
[1.78]
5 tonontaona mangatsiaka, ririnina (may - jolay) [Taisaka]
[1.78]
6 ririnina [Bara]
[1.78]
7 volana fahenina amin'y taona [Bezanozano]
[1.78]
8 volana iray amin'ny volana. Mahery varatra io volana io. Volana faha-12: Ny volana asotry no mamarana ny taona [Betsimisaraka]
[1.78]
9 anaram-bolana voalohany amin'ny taona [Sihanaka]
[1.78]
10 fizaran-taona sady mangatsiaka no maina, zaran-taona tsy isian'ny orana [1.13]
11 fotoanan'ny main-tany, ririnina [Masikoro]
[2.606#151]
|