Entrée malady (lady)
Partie du discours   adjectif ou adverbe
Définition malgache   [Bezanozano] kinga, haingana
¶ vetivety [Rakotosaona 1972]
   [Sihanaka, Tanala] haingana [Rakotosaona 1972]
   Mandeha haingana: Malady ianao izany, tsy vao tamin' ny fito ianao no niala teto
¶ Mora mandre, mandre na dia izay feo malefaka indrindra aza: Mbola malady io antidahy valopolo taona io fa reny thany na bitsibitsika aza no atao aminy
¶ Mora mahafana rano, mahamasaka nahandro (vilany): Aza ela ianao fa efa ho masaka ny sakafo, malady manko ny vilaninay [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   quick
¶ keen of hearing [Hallanger 1973]
Définition française   [Tankarana] rapide. [David 1952 (takila L)]
   prompt
¶ qui a l'oreille fine [Hallanger 1974]
Synonymes   lady
Mots composés, titres, noms  
Citations  

Entrée malady
Partie du discours   nom
Définition anglaise   aretina [Hallanger 1969]

2017/03/10