Entrée manan-tsaina (anana, saina)
Partie du discours locution
Définition malgache afaka hahatakatra hevitra mora foana; na mora mahay zavatra ianarana
Mitovy hevitra: haingan-tsaina ~ kinga saina ~ lalin-tsaina ~ lava oroanana ~ mahira-tsaina ~ malady saina ~ malala-tsaina ~ manam-panahy ~ marani-tsaina ~ mato-tsaina ~ matsilo saina ~ tangolo-tsopaka [Rajemisa 1985]
Exemples 
1Olona manantsaina sy fahazotoana no tadiavina ho amin' izany raharaha izany. [Randzavola: Baiboly, page 150]
2Aoka hihaino ny hendry, dia hitombo fahalalana izy; ary ny manantsaina, hahalala torohevitra feno fahamalinana, [Baiboly: 24:001:005/Ohabolana 1:5..]
Citations 

Mis à jour le 2014/09/18